Ny Baiboliko 4+

Digital.Bible

Conçu pour iPad

    • 4,2 • 10 notes
    • Gratuit

Captures d’écran

Description

Sarobidy ho anay ny fahafahanao manana ny Soratra Masina amin’ny endrika ilanao azy. Izany indrindra ny nahatonga ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy namolavola ity Baiboly ity ho anao. Hitanao ao ireo dikantenin’ny Baiboly Malagasy rehetra mba hanampy anao amin’ny fandinihana ny Tenin’Andriamanitra. Ny vavakay dia ny hitomboanao amin’ny fahalalana an’I Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina. Mampiasà finaritra!

Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy Copyright
https://malagasy.global.bible

Nouveautés

Version 1.1.007

Corrected Typo in Store Description

Notes et avis

4,2 sur 5
10 notes

10 notes

Art de Dieu ,

Mankasitraka indrindra tompoko

Ankasitrahana feno hianareo namorona ny application fa tena hafa-po tanteraka .
Ny Tompo Jesosy hanonitra anareo amin’ny asa vitanareo ho Azy .

Kalasoa62 ,

Mila mise à jour

Tena tsara ilay izy misy version betsaka fa mba mila jerena azafady ny mise à jour fa tsy mandeha rehefa manao recherche dia vide tsy misy n’inoninona foana ilay page de réponse.
Marihina fa iPhone XS ny ahy ary à jour tsara tsy misy olana.
Mankasitraka anareo.

Jetidias ,

Fanontaniana

Inona no hatao raha hitady teny iray ao anaty baiboly

Confidentialité de l’app

Le développeur Digital.Bible n’a fourni aucune information à Apple concernant ses pratiques en matière de confidentialité et de traitement des données. Pour en savoir plus, consultez la politique de confidentialité du développeur.

Aucune information fournie

Le développeur devra fournir des informations quant à la confidentialité des données au moment de soumettre la prochaine mise à jour de son app.

Du même développeur

Kutsal Kitap
Références
Biblia Română
Références
Bibla Shqip
Références
Ukrainian Bible
Références
Vakavakadewa Makawa
Références
כתבי הקודש
Références

Vous aimerez peut-être aussi

Anglais-Français Dict. - DIC-o
Références
Malagasy-English Dictionary
Références
La Bonne Semence
Références
Traducteur hors ligne Anglais
Références
English To Malagasy Translator
Éducation
Allemand-Français Dictionnaire
Références