Baiboly Fihirana
Books
Free · Designed for iPad. Not verified for macOS.
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely
Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy.
BAIBOLY FENO
- Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
- Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
- Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
- Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
- Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao
FIHIRANA ISAN-KARAZANY
- Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
- Fihirana Fanampiny sy Salamo
- Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
- Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français)
LITORJIA & FANEKEM-PINOANA
- Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
- Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
- Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)
FITAOVANA HAFA
- Diksionera Baiboly Malagasy
- Vavaka samihafa
Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra
more Mankasitraka hatrany amin’ny ezaka fa tena tsara ilay application. Fa ilay fafahana mi-sélectionné toko maromaro ho hainoana tokoa mbola tsy mety. Raha ohatra mandeha moto ilay olona mihaino toko iray, dia tsy maintsy mijanona indray ve mandefa ilay toko manaraka. Fa tokony afaka mandeha mitohy foana ilay fihainoana rehefa sélectionné maromaro
Developer Response Efa azonao atao ny mitsidika izany ao anaty pejy hafa
Mankasitraka hatrany amin’ny ezaka fa tena tsara ilay application. Fa ilay fafahana mi-sélectionné toko maromaro ho hainoana tokoa mbola tsy mety. Raha ohatra mandeha moto ilay olona mihaino toko iray, dia tsy maintsy mijanona indray ve mandefa ilay toko manaraka. Fa tokony afaka mandeha mitohy foana ilay fihainoana rehefa sélectionné maromaro
Efa azonao atao ny mitsidika izany ao anaty pejy hafa
Fanampiana ny fanazavana ny mofon'aina isan'andro
1.0.24 14h ago
Fanitsiana ny diso tao anaty baiboly sy mofonaina
1.0.23 Oct 21
- Fanitsiana ny diso tao anaty audio frantsay sy anglisy
1.0.22 Sep 26
- Natao mifanaraka ny audio sy ny boky amin'ny teny frantsay sy anglisy
- Afaka mamaky audio maromaro (verset maromaro) ao amin'ny pejy Hafa
1.0.21 Sep 24
- Fanampiana ny audio frantsay sy anglisy
1.0.20 Sep 17
-Fanampiana ny baiboly amin'ny fiteny frantsay et Anglisy
-Fanitsiana ny diso izay hita
-Fanampiana ireo perikopa alahady efatra manaraka
1.0.19 Sep 16
- Fanesorana ny hira vokovoko manga, miandry ny fankatoavana avy any amin'ny foibe SVM
1.0.18 Jul 17
- Fianarana baiboly amin'ny endriny hafa kely
- Sauvegarde ny fanontaniana izay voavadika ho lasa fichier json dia afaka importer-na vaovao
- Sauvegarde ny tahiry, naoty, vakiana farany izay voavadika ho lasa fichier json dia afaka importer-na vaovao
1.0.17 Jul 11
- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa
- Kalandrie famakiana baiboly
- Fitadidiana sy fanazarana soratra masina
- Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho lasa fichier JSON azo zaraina ary afaka averina atsofoko rehefa naverina ny installer-na ilay application
1.0.16 Jul 5
- Fanatsarana ny pejy baiboly, nosarahina ny boky testamenta taloha sy vaovao
- Azo atao favori ny hira izay nosafidiana dia hita any amin'ny lisitry ny tehirizo
- Afaka ovaina ny toeran'ny dingana (drag and drop) ao anaty famoronana na fanovana programa
1.0.15 Jun 28
- Fanitsiana ny boky DIEM rehefa eo amin'ny pejy baiboly
- Fahafahana misafidy andinina hira rehefa mamorona programa
- Afaka mijery ny hira ao aloha sy ao aoriana ihany koa rehefa tonga eo amin'ny pejy solfa (ao anaty fihirana)
1.0.14 Jun 28
- Fanavaozana ny konkordansa
- Famoronana programa amin'ny endriny hafa kely
- Famoronana dingana programa (Hira, Asa vavolombelona,...)
- Fizarana ny programa voaforona ho pdf na an-tsary
1.0.13 Jun 26
Fanitsiana ireo konkordansa
Nahitsy hatrany ny audio sy ny boky rehefa mamaky baiboly
Afaka mihaino audio amin'ny toko sy andininy voasafidy n'aiza n'aiza
Afaka mitady toko andiny avy hatrany eo amin'ny page accueil (ohatra Jaona 3:5-16)
1.0.12 Jun 13
Nampifanarahana akaiky ny audio sy ny vakiteny rehefa mijery baiboly
Nasiana fanitsiana ihany koa ny perikopa
Navaozina ny pejy hafa
1.0.11 Jun 12
Azo cliquer-na ilay verset ao anaty konkordansa, sy azo vakiana ny teny mifanaraka amin'ilay verset
Fanitsiana ireo andinina laharan-kira ao amin'ny fihirana rehetra
Fahazahoana notifcation isaky ny amin'ny 06ora maraina raha misy mise a jour ao amin'ny App Store
1.0.10 Jun 6
Fanitsiana ny diso ao amin'ny hafa / lohahevitra
Fanavaozana ny audio rehefa mamaky baiboly
1.0.9 Jun 4
Inona no vaovao amin'ity kinova ity:
• Vakio amin'ny feonao — raiketo ny feonao, henoy ny Baiboly amin'ny feonao
• Sary andinin-teny azo zaraina (miaraka amin'ny safidy loko)
• Loko 5 azo isafidianana ho an'ny rindranasa
• Na dia mikatona aza ny finday dia afaka mihaino audio baiboly foana ianao
• Audio haingana sy mateza kokoa
• Fanatsarana sy fanitsiana isan-karazany
1.0.8 Jun 2
Fanampiana ny tenin' Andriamanitra voasafidy sy ny mofon'aina azo zaraina amin'ny alalan'ny sary
Fanitsiana ny diso izay hita ao amin'ny konkordansa
1.0.7 Jun 1
Fanampiana audio tao anaty baiboly
Fanampiana lohahevitra maromaro ao anaty pejy hafa, fitaovana (misy andinin-tsoratra masina maromaro isaky ny lohahevitra)
Fanampiana ny konkordansa
1.0.6 May 31
Fanatsarana ny fomba famadiana pejy amin'ny baiboly toy ny boky taratasy rehefa mamadika pejy
Fitadiavana tena na fehezan-teny na lohateny na laharana hira ao anaty fihirana (ffpm, fanampiny, salamo, tsanta, antema, vokovokomanga)
1.0.4 May 28
Fahafahana mijery ny hira ao aloha sy ny hira manaraka
Fanitsiana ireo hira sy ireo boky ao anaty baiboly
1.0.3 May 27
Fanitsiana sy fanatsarana ireo boky sy hira amin'ny endriny hafa
1.0.2 May 27
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely
Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy.
BAIBOLY FENO
- Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
- Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
- Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
- Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
- Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao
FIHIRANA ISAN-KARAZANY
- Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
- Fihirana Fanampiny sy Salamo
- Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
- Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français)
LITORJIA & FANEKEM-PINOANA
- Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
- Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
- Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)
FITAOVANA HAFA
- Diksionera Baiboly Malagasy
- Vavaka samihafa
Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra
1.0.1 May 26
Fanampiana ny fanazavana ny mofon'aina isan'andro
more Version 1.0.24 14h ago
Data Not Collected The developer does not collect any data from this app.