Baiboly Plus

참고

무료 · iPad⁠용으로 디자인됨 · macOS⁠용으로는 확인되지 않음

Baiboly Plus dia app tsotra sy mora ampiasaina, ahitana ny Baiboly sy ny Fihirana, azo vakiana na dia tsy misy aterineto aza. BAIBOLY • Fiteny maro: Malagasy (1865), Frantsay (Louis Segond), Anglisy (BSB). • Fitadiavana haingana ny boky sy ny teny. • Onglet maromaro: afaka manokatra perikopa na boky maromaro miaraka. FIHIRANA • FFPM, Fanampiny, Antema, Fifohazana, ary hira hafa. • Pavé numérique mba hahitana haingana ny hira amin'ny laharany. FITAOVANA • Afaka angalana anoty rehefa toriteny (soratra na/sy feo) . • Afaka tehirizina ireo Soratra ankafizinao. • Fanarahana ny fandrosoan'ny famakianao ny Baiboly isam-boky. • Afaka ovaina ny habean'ny soratra , afaka misafidy endrika mazava na maizina, ary afaka misafidy loko. • Misy fanoroana tsara amin'ny fomba fampiasa azy. TSIAMBARATELO • Mitahiry ny natoinao ao amin'ny finday ihany. • Afaka mampiasa e-mail mba hitahirizanao ny données-nao (tsy voatery). • Tsy misy dokam-barotra, tsy misy fanaraha-maso. Mampiasà finaritra tompoko! ---------- Baiboly Plus est une application simple réunissant la Bible et le recueil de cantiques (Fihirana), utilisable entièrement hors-ligne. BIBLE • Plusieurs langues : malgache (1865), français (Louis Segond), anglais (BSB). • Recherche rapide d'un livre ou d'un mot. • Onglets multiples : ouvrez plusieurs passages ou livres à la fois (idéal pour préparer des péricopes). CANTIQUES (FIHIRANA) • FFPM, Fanampiny, Antema, Fifohazana et autres. • Pavé numérique pour trouver un chant par son numéro. OUTILS • Notes (texte et vocales) sur un verset ou libres. • Versets favoris et historique de lecture. • Suivi de la progression de lecture, livre par livre. • Taille du texte réglable, thème clair/sombre, couleurs de fond. • Tutoriel visuel pour bien démarrer. CONFIDENTIALITÉ • Vos données restent sur votre appareil. • Compte optionnel pour sauvegarder/synchroniser vos données. • Aucune publicité, aucun traçage. Bonne lecture !

  • 이 앱은 개요를 표시할 만큼 충분한 리뷰 또는 평가를 받지 않았습니다.

• Lecture audio de la Bible en français et anglais (voix du téléphone, sans connexion). • Nouveau bouton « Versets N » en bas à droite : ouvre le menu d'action sur la sélection ou tout le chapitre. • Badge des favoris : indique les nouveaux favoris pas encore consultés. • Diverses améliorations et corrections.

Nosytech 개발자가 아래 설명된 데이터 처리 방식이 앱의 개인정보 처리방침에 포함되어 있을 수 있다고 표시했습니다. 자세한 내용은 개발자의 개인정보 처리방침 을 참조하십시오.

  • 사용자에게 연결되지 않은 데이터

    다음 데이터가 수집될 수 있지만 신원에는 연결되지 않습니다.

    • 연락처 정보
    • 사용자 콘텐츠

개인정보 처리방침은 사용하는 기능이나 사용자의 나이 등에 따라 달라질 수 있습니다. 더 알⁠아⁠보⁠기

개발자가 이 앱이 지원하는 손쉬운 사용 기능을 아직 등록하지 않았습니다. 더 알아보기

제공자
  • Nosytech
크기
  • 11.9 MB
카테고리
  • 참고
호환성
iOS 15.0 이상 필요
  • iPhone
    iOS 15.0 이상 필요
  • iPad
    iPadOS 15.0 이상 필요
  • iPod touch
    iOS 15.0 이상 필요
  • Mac
    macOS 12.0 이상 및 Apple M1 칩 이상이 탑재된 Mac이 필요
  • Apple Vision
    visionOS 1.0 이상 필요
언어
  • 영어
연령 등급
전체
저작권
  • © 2026 NosyTech