Baiboly Fihirana

Books

Only for iPhone

Free · Designed for iPhone. Not verified for macOS.

iPhone

Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy. BAIBOLY FENO - Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM - Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra - Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy - Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16") - Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao FIHIRANA ISAN-KARAZANY - Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827) - Fihirana Fanampiny sy Salamo - Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga - Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français) LITORJIA & FANEKEM-PINOANA - Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana) - Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns. - Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.) FITAOVANA HAFA - Diksionera Baiboly Malagasy - Vavaka samihafa Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra

  • This app has not received enough ratings or reviews to display an overview.

- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa - Kalandrie famakiana baiboly - Fitadidiana sy fanazarana soratra masina - Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho lasa fichier JSON azo zaraina ary afaka averina atsofoko rehefa naverina ny installer-na ilay application

The developer, Ramahefanimanana Manda, indicated that the app’s privacy practices may include handling of data as described below. For more information, see the developer’s privacy policy .

  • Data Not Collected

    The developer does not collect any data from this app.

    Privacy practices may vary based, for example, on the features you use or your age. Learn More

    The developer has not yet indicated which accessibility features this app supports. Learn More

    Provider
    • Ramahefanimanana Manda
    Size
    • 67.4 MB
    Category
    • Books
    Compatibility
    Requires iOS 17.0 or later.
    • iPhone
      Requires iOS 17.0 or later.
    • Mac
      Requires macOS 14.0 or later and a Mac with Apple M1 chip or later.
    • Apple Vision
      Requires visionOS 1.0 or later.
    Languages
    • Malagasy
    Age Rating
    4+
    Copyright
    • © Manda Ramahefanimanana