Baiboly Zafisoro

Education

Free · Designed for iPad

Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany. Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny maimaimpoana "application."

  • This app hasn’t received enough ratings or reviews to display an overview.

The developer, Wycliff e.V., indicated that the app’s privacy practices may include handling of data as described below. For more information, see the developer’s privacy policy .

  • Data Not Collected

    The developer does not collect any data from this app.

    Privacy practices may vary, for example, based on the features you use or your age. Learn More

    The developer has not yet indicated which accessibility features this app supports. Learn More

    • Seller
      • Wycliff e. V.
    • Size
      • 107.9 MB
    • Category
      • Education
    • Compatibility
      Requires iOS 15.6 or later.
      • iPhone
        Requires iOS 15.6 or later.
      • iPad
        Requires iPadOS 15.6 or later.
      • iPod touch
        Requires iOS 15.6 or later.
      • Mac
        Requires macOS 12.5 or later and a Mac with Apple M1 chip or later.
      • Apple Vision
        Requires visionOS 1.0 or later.
    • Languages
      • English and Malagasy
    • Age Rating
      4+
    • Copyright
      • 2025 © FJKM Zoara Fanantenana Ambohipo & Wycliffe Bible Translators, Inc.